Teny iditra tsy hita isa (tsy, hita, isa)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana zavatra maro be toy ny volondoha na ny valala [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31