Teny iditra | tsy hita poka | |
Singan-teny | tsy hita ; poka | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Very tanteraka, tsy hita mihitsy izay toerana misy azy [1.1] | |
Ohatra | Fa nankaiza ary izy no vao avy nisakafo dia tsy hita poka?
[2.499] | |
Tovy hevitra | tsy hita popoka | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |