Teny iditra tsy ho faty raha tsy hianjeran' ny tanan-tsotro (tsy, ho, faty, raha, zera, tanana, sotro)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy kanosa izaitsizy amin' ny tahotra sao maratra [Rajemisa 1985]

2012/10/02