Teny iditra | 1 tsy izy |
Singan-teny | 2 tsy, izy |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] tsy ilay marina fantatra momba ny zavatra na ny olona iray, diso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] not it; not genuine |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] ce n'est pas lui, ce n'est pas cela; faux, imitation, contre-façon, inexistant, inexact 7 [1.5] ce n'est pas lui, ce n'est pas cela, faux, imitation, inexistant, inexact |
Ohatra |
8 Marina tokoa raha tsy izy ireny! [2.499] 9 Fa ny fantatra aloha dia tsy izy rehetra [2.472] 10 Fa tsy olona tsy izy ireny izahay eto ireto [2.245] |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |