Teny iditra tsy mahalala kely (tsy, lala, kely)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny zokin-jaza manampatrany fitiavan-tena amin' ny zandriny izay tsy matanjaka noho izy na badobado [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31