Teny iditra | 1 tsy mahalala kely |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Singan-teny | 3 tsy, mahalala, kely |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] ilazana ny zokin-jaza manampatrany fitiavan-tena amin' ny zandriny izay tsy matanjaka noho izy na badobado |
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |