Teny iditra tsy mahalala sorona (tsy, lala, sorona)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy mba mahay misafarifary fa rehefa asaina manao dia manao tokoa [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31