Teny iditra tsy mahalala tsy misy (tsy, lala, isy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ny zaza mbola tsy vory saina dia tsy mahafantatra ny hoe tsy misy, ka mikaikaika izy rehefa noana, na dia tsy manan-katokona aza ny rainy sy ny reniny [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31