Teny iditra tsy mahalala vizana (tsy, lala, vizana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana ny olona feno herim-po amin' izay ataony [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31