|
|
|
|

Teny iditra1  tsy mahatan-damba
Singan-teny  2  tsy, mahatàna, lamba
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza olona izay voasinton-javatra mafy ny sainy ka tsy voatafiny intsony ny lambany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07