Teny iditra tsy mahita mangirana
Singan-teny tsy ; mahita ; mangirana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza olona tsy manam-pahalalana na dia bitika kely akory aza, amin' ny zavatra iray; tsy mahay na inona na inona [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12