Teny iditra tsy mahomby (tsy, homby)
Sokajin-teny fomba fiteny
Fanazavàna teny malagasy tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [Rajemisa 1985]
Ohatra 
1Tsy mahomby miasa tany izy [Rajemisa 1985]
2Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [Rajemisa 1985]
3Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31