Teny iditra | 1 tsy mena-mitaha |
Sokajin-teny | 2 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] olona mendrika na zavatra tsara sy kanto, afaka mifaninana amin' ny hafa |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] does not suffer by comparison |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] qui soutient la comparaison |
Singan-teny | 6 tsy, menatra, mitaha |
Fivaditsoratra | 7 himatimatesan, tsy mena-mitaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |