Teny iditra | 1 tsy mifanerana |
Singan-teny | 2 tsy, mifanerana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Ohatra |
4 fa mitomany zaza tsy ary fa fitia tsy mifanerana sy eritreritra tsy mifanena ary fitia tsy mifandanja [2.131] 5 Ahitana fandaniam-bola mihoa-pampana mitombo hatrany ny fampielezan-kevitra eto Madagasikara ka tsy mifanerana velively na amin’ny harem-pirenena na amin’ny haren’ny mponina. [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |