|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miroa fo
Singan-teny  2  miroa, fo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza faherezana miasa na manao raharaha satria amin' ny asa tokana ihany ny fony
Ohatra  5  Mba tsy miroa fo koa re izany namatotra azy izany. [2.895]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17