Teny iditra tsy miseho (tsy, seho)
Sokajin-teny kambanteny
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: miery
Ohatra 
1sady rehefa vita ny fitarihan-teny dia tsy miseho intsony izany hevitra izany. [1.38]
2ary ny tangena dia tsy miseho niandrakizay doria [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31