|
|
|
|

Teny iditra1  tsy misorona
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] tsy manoro vohony, tsy mandainga fa milaza ny marina, omban' ny hevitra hanasoa; manambara ny marina sy ny mahasoa mba tsy hahavoafitaira; tsy manafina ny tena toe-javatra mety hahatonga fahavoazana
Singan-teny  4  tsy, misorona
Kamban-teny 
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny tsy misorona io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07