Teny iditra | tsy misy kitotony (tsy, isy, kitoto) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Famaritana malagasy | Tsy misy heviny, tsy misy antony, tsy misy izay maha-izy azy ¶ Tsy misy filaminany, tsisy firindrany [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | qui n'a plus de prix, qui est en désordre, dédaigné, abandonné [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |