Teny iditra tsy miteny (tsy, teny)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31