|
|
|
|

Teny iditra1  tsy miteny
Singan-teny  2  tsy, miteny
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07