Teny iditra tsy nahy (tsy, nahy)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy tsy iniana atao [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy unintentionally, accidentally [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [Hallanger 1974]
Ohatra 
1tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[Fox: Hainteny, laharana 397]
2Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [Andriamalala: Ranomasina, takila 65]

2013/05/30