Teny iditra tsy nahy
Singan-teny tsy ; nahy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy iniana atao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Unintentionally, accidentally [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qui n'est pas fait exprès; par accident. cf. iniana [1.8]
Ohatra 
1tandremo re Andriamatoa
ny teny tsy nahy fa niniana
fa izaho malaza tsy tianao
[2.131]
2Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/17