|
|
|
|

Teny iditra1  tsy refesi-mandidy
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Ohatra  4  [4.27] Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany?
Singan-teny  5  tsy, refesina, mandidy
Mpanahaka  6  mandidy tokana, tsy zehena, mpanao teniko fe lehibe, mpanao teny tsy valiana, mpanao teny jadona

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26