Teny iditra tsy tahotra tsy henatra (tsy, tahotra, henatra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy ilazana olona tsy manan-katahorana ary tsy valahara tsy mahalala menatra [Rajemisa 1985]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31