Teny iditra | 1 tsy takona afenina |
Singan-teny | 2 tsy, takona, afenina |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] miharihary sy hita avy hatrany, toerana avo tazana na dia lavitra aza |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] it can't be hidden |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on n'arrive pas à cacher 7 [1.5] qui est évident, au vu de tout le monde |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16 |