Teny iditra tsy taova tsy volovolo (tsy, taova, volovolo)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy enti-milaza olona tsy mifaninoninona akory na mifanalavitra be amin' ny fihavanana [Rajemisa 1985]

2012/10/03