|
|
|
|

Teny iditra1  tsy toko tsy forohana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] mety hanan-kevitra roa: a) tsy fisiana: tsy toko tsy forohana, ka inona no handrahoina? (nesorina daholo na ny toko na ny forohana, tsy misy na inona na inona)
b) habetsahana, be dia be: tsy toko tsy forohana ny fahavoazana (enti-milaza fa tsy ny toko sy ny kitay ihany no tsy misy fa misy hafa koa)
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] an enormous sum of money
5  [1.7] une énorme somme d'argent; beaucoup
Singan-teny  6  toko, tsy, forohana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07