|
|
|
|

Teny iditra1  vadi-po
Singan-teny  2  vadika, fo
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  Forte ou subite émotion, sollicitude, appréhension [1.3]
Ohatra  5  Koa matokia marimarina hianao, Andriamatoa, aza malahelo, aza mieritreritra, aza manana vadipo. [2.347#69]
Voambolana  6  Ontam-po

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13