Teny iditra | vahan > vahana (vaha) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Borahina:
Novahana ny entany ka iny nipitika ny kilalao nentiny ho an-janany Alana fatorana: Tokony hovahana ity alika ity amin' ny alina Esorina ny fahany: Efa novahan-dRasoa ilay Tomba teto omaly Tapahina: Dia hovahana izany ny fanekentsika [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu’on délie, qu’on détache, qu’on effile, qu’on rompt [1.3] | ||||||||
Ohatra | Aoka hovahantsika ny fanekentsika (Rompons notre convention)
[1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | vahan > vahana | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Haben' ny toe-batana: Efa vahany ny azy io kelikely io fa inona izy no marary eo [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Les dimensions du corps, des troncs d'arbre [1.3] | ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | havana, vahana |

Teny iditra | vahan > vaha | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanalana ny kofehy mamatotra; famotsorana, fanesorana ny fahan-damba; fanapahana ny fanekena nifanaovana [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
| ||||||||||||||||

Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] reraka, sasatra [1.78] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Fatigué, épuisé, affaibli [1.405] | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Trano fiompiana biby na vorona [1.78] | |||||||||||||||

Sokajin-teny | mpampitohy | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Sy, ary [1.78] | |||||||||||||||

Fanazavàna teny frantsay | Solution [1.13] | |||||||||||||||
Voambolana | Matematika: alijebra | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Fakan-kazo [1.78] | |||||||||||||||

Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] garaba [1.78] | |||||||||||||||
[Tanosy] Sobika natao tamin'ny karazam-bahy atao hoe vahipiky [1.78] | ||||||||||||||||