Teny iditra | 1 vahilanina |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ |
Tsipelina hafa | 4 vailanina |
Fivaditsoratra | 5 halinavina, vahilanina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |