Teny iditra vahilanina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mivilana fa tsy mahitsy tsara; tsy mahitsy ny ilany: Vahilanina ity varavarana ity ka sady ratsy jerena no sarotra hidiana erỳ [1.1]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31