Teny iditra | 1 vahimavany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
3 [1.3] Plante grimpante dont on se servait pour donner du courage aux taureaux. Gouania pennigera, Tulsn 4 [1.196] (de vahy : liane et mavany : hardi, qui donne de l'agressivité ; allusion à l'emploi en infusion pour « donner du courage » aux taureaux de combat) Gouania mauritiana subsp. pannigera (Tul.) H.Perrier (Rhamnaceae), étant l'espèce la plus employée pour stimuler les taureaux, les rendre furieux [Merina] 5 [Betsileo] Cissampelos madagascariensis Miers (Menispermaceae), plante riche en alcaloïdes, servait pour ce même emploi [Tanosy] |
Ohatra |
6 [2.436#] Marihina fa tsy rano masina ihany no alain' izy ireo fa misy zavatra vitsivitsy koa alainy amin' izany diany rzany: vatan' akondro, hasina, zahana, vahimavany, volotara, hafopotsy. |
Voambolana |
7 Haizavamaniry |
Singan-teny | 8 vahy, mavany |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 10 hanivaivam, vahimavany |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |