|
|
|
|

Teny iditra1  vahimavany
Singan-teny  2  vahy, mavany
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3] Plante grimpante dont on se servait pour donner du courage aux taureaux. Gouania pennigera, Tulsn
5  [1.196] (de vahy : liane et mavany : hardi, qui donne de l'agressivité ; allusion à l'emploi en infusion pour « donner du courage » aux taureaux de combat)
Gouania mauritiana subsp. pannigera (Tul.) H.Perrier (Rhamnaceae), étant l'espèce la plus employée pour stimuler les taureaux, les rendre furieux [Merina]
6  [Betsileo] Cissampelos madagascariensis Miers (Menispermaceae), plante riche en alcaloïdes, servait pour ce même emploi [Tanosy]
Ohatra  7  Marihina fa tsy rano masina ihany no alain' izy ireo fa misy zavatra vitsivitsy koa alainy amin' izany diany rzany: vatan' akondro, hasina, zahana, vahimavany, volotara, hafopotsy. [2.436#]
Voambolana  8  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  10  hanivaivam, vahimavany

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02