Teny iditra | 1 vahindrorohany |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [3.1] rumen, paunch [of ruminants] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [3.1] rumen, panse [des ruminants] |
Voambolana |
6 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Singan-teny | 7 vahy, roroha |
Mpanahaka | 8 masontantely, vavoninkena, vorivorinkena |
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny vahindrorohany io |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/12 |
![]() |