Teny iditra vahindrorohany (vahy, roroha, -ny)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Iray amin' ireo zavatra telo miforona ho vavonin' ny omby, izay misy volovolo madinika [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy rumen, paunch [of ruminants] [3.1]
Fandikana frantsay rumen, panse [des ruminants] [3.1]
Voambolana 
Mpanahaka  masontantely ~ vavoninkena ~ vorivorinkena
Teny nalaina 
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31