Teny iditra vahoho
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiasana fihazonana mafy ny zavatra tefena na arafitra mba tsy hihetsiketsika [Rajemisa 1985]
 fitaovana fanerena piesy [SLP 1986]
Famaritana frantsay Étau [Abinal 1888, SLP 1986]
 Griffe [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Nohavaozina tamin' ny 2016/08/01