| Teny iditra | 1 vahoho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fiasana fihazonana mafy ny zavatra tefena na arafitra mba tsy hihetsiketsika
[1.1] 4 fitaovana fanerena piesy [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 Étau
[1.3, 1.13] 6 Griffe [1.13] |
| Voambolana | 7 Haitao 8 Fitaovam-piasana |
| Fikambanana | 9 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny how vahoho |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|