|
|
|
|

Teny iditra1  vakim-baratra
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4  foudroyé 5  surpris, terrifié, confondu [1.3]
Ohatra  6  Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [2.4]
Singan-teny  7  vakina, varatra
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny vakim-baratra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24