Teny iditra vakim-baratra
Singan-teny vakina ; varatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taitra ka kepoka foana, mitanaka foana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Foudroyé
Surpris, terrifié, confondu [1.3]
Ohatra Ohatra ny novakim-baratra aho, gina tsy nahitan-teny, nivandravandra sy nihinjihinjy fotsiny teo [2.4]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24