|
|
|
|

Teny iditra1  vakina
Fototeny  2  vaky
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Potehina: Novakin' ny ankizy ny fitaratray
Tresahina, sasahina: Vakio roa io hazo fisaka io
Simbana, ravana, robaina: Novakin' ny sasany ny tranony
Lalovana eo afovoany: Vakin' ny arabe migodana ny tanànanay
Aseho ho fantatry ny be sy ny maro: Novakin' ny fokonolona teo anatrehan' ny mpitsara ilay mpangalatra
Saratsarahina ny teny voasoratra mba hahazoana ny hevitra lazainy: Vakio ireo teny amin' ny petadrindrina ireo.
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] qu'on fend dans le sens de la longueur, qu’on casse
qu’on traverse
qu’on met en déroute
qu’on accuse
Ohatra  6  Vilia tsara dia tsara no novakin' ilay adala (Cet imbécile a cassé une assiette magnifique) [1.3]
7  Novakinay ny ala manontolo (Nous avons traversé toute la forêt) [1.3]
8  Tsy azo vakina ity soratra ity (On ne peut pas lire cette écriture, cette écriture est illisible) [1.3]
9  Novakinay teo anatrehan'ny mpitsara ny mpangalatra (Nous avons accusé le voleur auprès des juges) [1.3]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny vakina io

Fivaditsoratra  17  akavin, ankavy, avanik, kavany, kavina, nakavi, navaik, vakina, vanika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21