Teny iditra vakiravina (vaky, ravina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sihanaka] tsirin-kazo [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay [ vaki-ravina ] [Merina] Bourgeonner en parlant des arbres ; exemple : vaki-ravina ny hazo raha lohataona : les arbres bourgeonnent au printemps ; leurs bourgeons éclatent. [Boiteau 1997]
Voambolana 

2018/11/09