|
|
|
|

Teny iditra1  vakisaova
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazan-tononkira tsimihety miady rima ary mitanisanisa zavatra mitovy amin' ny rongo sakalava. (Anarana ilazana ny sôva ihany; ny nahatonga azy dia hoy ilay mpitantara alohan' ny sôva iray hoe: "Vaky ny sôva momba ny...")
Tovy hevitra  4  vakisova

Fivaditsoratra  5  vakisaova, voasavika

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21