Teny iditra | vakoa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Karazan-dravinala fihinana izay anaovan-tsatroka ny tsirany ary anafoana trano kosa ny raviny (Pandanus utilis) [Rajemisa 1985] | |
Voambolana | Haizavamaniry: Hazo palma | |
Anarana siantifika | Pandanus utilis | |
Teny mitovy hevitra | vakoana | |
Haianarantany | ||
Teny iditra | vakoa | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Famaritana malagasy | [Taisaka] koa [Rakotosaona 1975] | |
Fandikana frantsay | [Taisaka] aussi [Deschamps 1936] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |