|
|
|
|

Teny iditra1  vaksiny
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanefitra nalaina avy tamin' otrik' aretina tsy manan-kery hankarary intsony, ampidirina amin' ny olona na biby iray mba tsy handairan' io aretina io aminy
4  [1.13] fanefitra amin'ny aretina
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] vaccin
Voambolana  6  Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07