|
|
|
|

Teny iditra1  vaky lafika
Singan-teny  2  vaky, lafika
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Fahasalamana
Fanazavàna teny frantsay  5  qui a des gerçures, des crevasses aux pieds [1.3#803]
Ohatra  6  Hianao no tain'akoho be mitomoetra
ka hady be ambanin'ny ahitra
mifanantera amin'ny manam-pahefana
vaky lafika ny faladianao
[2.131]
Tovy hevitra  7  vaky lafatra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19