Teny iditra vaky betroka (vaky, betroka)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy vaky nipotsaka ny ati-dohany niafina
¶ voapotaitra ampahibemaso ny ratsy natao na ny lainga nafenina [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy caught in a lie [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay confondu, mis à découvert, à nu [Abinal 1888]
 dont le mensonge est mis à découvert [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31