|
|
|
|

Teny iditra1  vaky lafika
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.3#803] qui a des gerçures, des crevasses aux pieds
Ohatra  4  [2.131] Hianao no tain'akoho be mitomoetra
ka hady be ambanin'ny ahitra
mifanantera amin'ny manam-pahefana
vaky lafika ny faladianao

Voambolana  5  Fahasalamana
Singan-teny  6  vaky, lafika
Tovy hevitra  7  vaky lafatra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26