Teny iditra vaky tratra (vaky, tratra)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy sahirana izaitsizy; torovana izaitsizy ka ohatra ny misasaka roa ny tratra [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy burdened, imposed on [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay surchargé, fatigué de besogne [Abinal 1888]
 qu'on tracasse [Hallanger 1974]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31