|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  valahana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Faritra amin' ny tenan' ny olombelona mifanandrify amin' ny toerana misy ny voa ao an-damoaina, izany hoe ny faritra manodidina ny maoja
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] the loins
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] les reins, la région lombaire
6  [1.8] les reins
Voambolana  7  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)9  valahaña
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.78] [Sihanaka] elakela-po

Fivaditsoratra  12  halavana, hanalava, havalana, lavahana, vahanala, valahaña, valahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08