Teny iditra valalanina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny maso vizana eo am-pitazanana na eo am-piandrasana: Valalanina ny maso mijery ireo fiarakodia an-jatony mitanjozotra
Enti-milaza olona refona na noana ka jembijemby mila tsy hahita [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Tired out by monotonous work [1.7]
Fanazavàna teny frantsay épuisé par un travail monotone [1.8]
Ohatra Ny tena foana no valalanina mijery sy mifidy [2.470]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31